samedi 20 octobre 2007

bôty

Nahazo bôty oa ity Manou ka isak'izay week-end zao dé mody oe : "tsy maintsy bôty 'ndray zany no anôvako, fa tsy manana kiraro week-end intsony aho !"

1 commentaire:

Eva a dit…

Ndzay aza fa nisy ni hériter i kala Dorine. Izaho anio D ni geste t@ kiraro talon fa oe escarpin en daim manjaB... kinanjo nafana B ny andro, mivonto ny tongotra, ary D tsy maintsy hijaikojaiko indray hody rariva...lamaody quand tu nous tient