mardi 27 novembre 2007

Taombaovao sinoa

Dia variana ny gasy nijery ireto liona nandihy...comme dit Brandon "pourquoi il y a des hommes sous le lion papa?".

I Marie Thérèe moa zany dia nanaraka tany @ zay nalehandry zareo rehetra tany, na avy aza ny orana dia lasa ihany ramatoa Rasoa.

Allez bon visionnage.

1 commentaire:

emmanuel elison a dit…

Ka ny mahavariana dia ity : zakan-dRasoa ny feona kapoaka, sa vilany mikapokapoka zany. Sa va nanao aro-sofina ?

Aiza kosa moa ny gasy no tsy variana é ! Bibt tsy fahita itony. Asa na fihinana aza .....